CFM - Madagasikara

Catégorie : Uncategorized


Vendredi 25.02.2022 à 10h, au siège de la CENI à Alarobia Une délégation du CFM conduite par son président Alphonse MAKA et composée de ses vice-présidents JEAN et Zalifa Bente SALIM, de ses porte-paroles Valisoa RAZAFIMAHATRATRA et Virginie RAZAFINDRAVOLA, a Read more…


BIRAON’NY BNGRC (Alakamisy 03.01.2022) FANOMEZANA : Vary makalioka 30 gony Fihaonana teo amin’ny tompon’andraikitry ny BNGRC, izay notarihin’ny Tale Jeneraliny, ny Jeneraly Elack Andriankaja sy ny mpikambana amin’ny CFM, notarihin’ny filohan’ity Andrim-panjakana ity, MAKA Alphonse, ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitra Read more…


Andry iankinan’ny foloalidahy eo @ fiarovana sy fampandrosoana ny firenena ny manamboninahitra lefitra ka tokony ho modely eo amin’ny asa nankinina amin’izy ireo, hoy ny filohan’ny CFM, nandritra ny fankalazana ny andron’ny manambonihitra lefitra, tetsy  @ foibeny Ampefiloha, io maraina Read more…


Le Professeur Roger ANDRIANASOLO Le Professeur Roger ANDRIANASOLO est Grand Officier de l’Ordre National Malagasy. Ancien Ministre de la Recherche Scientifique Appliquée au Développement, éminent Membre du Conseil du Fampihavanana Malagasy depuis sa création en 2017, son départ a laissé Read more…


  Tsy tokony ho tafiditra ao anatina raharaha krizy politika intsony ny manamboninahitra fa hijoro ho teknisiana hampandroso ny firenena, hoy ny filohan’ny CFM, nandritra ny fankalazana ny andron’ny manamboninahitra, tetsy @ foibeny, Ampefiloha, io maraina io. Horakoraka, poa-basy lavareny, Read more…


Ny solontenan’ny Vondrona mpanohitra (Groupe PANORAMA) ahitana ireo antoko mpanohitra maromaro dia tonga nihaona tamin’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse, ny Filoha lefitra avy any Toamasina, ny Jeneraly Jean-Jacques Rasolondraibe, sy ireo mpiara-miasa aminy. Nitondra fehinkevitr’izy ireo momba ny fanatsarana ny Read more…


L’Ambassadeur de l’Afrique du Sud, SEM SISA NGOMBANE, a été reçu par le président du CFM à son bureau ce jour. La rencontre a duré plus d’un tour d’horloge et la mise en œuvre de la réconciliation nationale a été Read more…