CFM - Madagasikara

FIZARANA NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA

CFM (24.12.2021)

Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra 2021, ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse sy ireo Mpikambana ao aminy ary ireo mpiara-miasa rehetra dia nifampizara nofon-kena mitam-pihavanana. Tsy nisy diso anjara ny rehetra fa samy nandray ampifaliana sy tao anatin’ny lalantsaina « Fihavanana » izay natolotra teo.