Catégorie : Uncategorized
Tontosa ny zoma faha 23 desambra 2022 teo ny fizarana solom-pen’akoho teto amin’ny CFM. Niavaka kely moa izany tamin’ity indray nandeha ity, satria akoatra ny fizarana nahazatra dia nisy ihany koa ny fiarahana nikorana sy nisotrosotro niarahan’ireo mpiasa izay no Read more…
Après l’entretien avec le président du CFM, le Chef de la Coopération allemande a expliqué devant la presse présente l’objet de sa visite, « pour nous c’est de connaitre d’abord le Président du CFM en personne, pour ensuite connaitre un petit Read more…
KABARY FANOKAFANA FIVORIAMBEN’IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY CFM – TELO VOLANA FAHA-3 2022 Lanonam-panokafana notarihin’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse, ny Alatsinainy 05 septambra 2022 tamin’ny 10ora. Tompokolahy sy Tompokovavy, Faly miarahaba antsika mpikambana ny tenako sy izahay ato @ B.P Read more…
Natao tao amin’ny Lapan’ny Fampihavanana, Ampefiloha ny talata 30 aogositra 2022 Ho famondronana ireo traikefa isaky ny Kaominina ato amin’ny Faritra Analamanga, ho fanatsarana ny fametrahana sy fiainana ny « KIANJA MAITSO », izay sehatra ifampiresahana eny ifotony. Nanatrika ny fotoam-panokafana ny Filohan’ny Read more…
Le président du conseil du fampihavanana malagasy (CFM), Alphonse Maka, a été reçu jeudi 23 Juin 2022 par SEM Higuchi Yoshihiro, ambassadeur du Japon à Madagascar, à sa résidence d’Ivandry. « Ils ont échangé autour de divers sujets d’actualité, dont Read more…
Nihaona tao amin’ny Lapan’ny Fampihavanana Ampefiloha ny solotenan’ny Komity Teknika Iombonanana ho Fanomanana ny Fikaonandohampirenena avy amin’ny Vondron’ny Mpanohitra andaniny, sy ny Filohan’ny CFM otronin’ireo mpiara-miasa aminy ankilany. Teo ampamaranana ny Fihaonana ary teo anoloan’ny mpanao gazety nanatrika dia nanoritra Read more…