CFM - Madagasikara

Amboasary Atsimo ny 18 desembra 2021

Colloque ho an’ny Faritra Anosy, teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse

EPP RANOMAINTY – Amboasary Atsimo

Fanolorana fanomezana amin’ny anaran’ny fitondram-panjakana, nataon’ny Filohan’ny CFM tany antoerana, ny 19 desembra 2021.