CFM - Madagasikara

Auteur : Administrateur


Visite de courtoisie, Issa Sanogo, coordonnateur résidant des Nations-Unies à Madagascar chez le Président du CFM.   Plus d’un tour d’horloge, le Président du CFM, Alphonse Maka s’est entretenu avec le Coordonnateur résidant des Nations-Unies à Madagascar, Issa Sanogo. Cette Read more…


FAMBOLEN-KAZO (29.01.2021) Ho fitondrana ny anjarabiriky amin’ny firenena, dia nanatanteraka hetsika fambolen-kazo ny mpiara-miasa ato amin’ny CFM na Komitin’ny Fampihavanana Malagasy, ny zoma faha-29 janoary 2021 lasa teo. Ny fotoana dia notarihin’ny Filohany, Alphonse Maka, notronin’ireo mpikambana amin’ny birao maharitra Read more…


Solontenan’ny FEDEP (Fédération des ex-détenus politiques) tonga niarahaba tratrin’ny taona ny Filohan’ny CFM MAKA Alphonse. Marihina moa fa 37 tamin’ireo gadra politika no efa nahazo famotsoran-keloka (amnistie) teto anivon’ny CFM, izay nanaraka ny fepetra rehetra tokony hisitrahana izany. Ny 15.01.2021, Read more…


Le 17.12.2020, au siège du CFM a eu lieu la présentation officielle de son rapport annuel pour l’année 2019. Notons que cette présentation annuelle devait avoir lieu le mois de mars dernier, mais vu le confinement elle a été reportée. Read more…


Ianjadian’ny KERE any Atsimo, teny amin’ny BNGRC, ny Alatsinaina faha-9 Novambra 2020