Mois : mars 2021


Tohin’ny Fihaonan’ny delegasionan’ny Bianco, notarihin’ny Tale Jeneraliny, Laza Andrianirina tamin’ny CFM dia nihaona indray tamin’ireo mpikambana amin’ity andrim-panjakana ity ny iraky ny Bianco androany 23.03.2021. Ny fihaonana dia notarihin’ny filoha lefitra avy amin’ny faritany Toamasina, Rasolondraibe Jean-Jacques, ary natao tao Read more…


Fihaonana teo amin’ny Mpikambana ao amin’ny CFM sy ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa (androany 11.03.2021) tao amin’ny efi-trano fivorian’ireo Mpikambana ao amin’ity andrim-panjakana ity) Ity fihaonana ity dia tafiditra indrindra amin’ny fikarohambahaolana amin’ny krizy mihanta amin’ny Read more…