CFM - Madagasikara

Mois : juillet 2021


Niravona ny olana eo @ foko Bara sy Androy taorian’ny disadisa tao anatin’ny 02 taona. Nisy ny “Titika fifampitokisana” teo @ foko 02 tonta ho marikin’ny fampihavanana, izay natao tany marontsiraka – Distrika’I Amboasary atsimo, androany. Tonga niatrika ny fampihavanana Read more…


Nisokatra androany (08.07.2021) ny fivoriana faharoa ny taona 2021 ny Mpikambana ato amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy, izay notarihin’ny filohany MAKA Alphonse. Ny lanonam-panokafana dia natao tao amin’ny ivon-toerany tao Ampefiloha, ary nanomboka tamin’ny 10 ora. Iaraha-mahalala fa noho ny Read more…