CFM - Madagasikara

Jour : 23 mars 2021


Tohin’ny Fihaonan’ny delegasionan’ny Bianco, notarihin’ny Tale Jeneraliny, Laza Andrianirina tamin’ny CFM dia nihaona indray tamin’ireo mpikambana amin’ity andrim-panjakana ity ny iraky ny Bianco androany 23.03.2021. Ny fihaonana dia notarihin’ny filoha lefitra avy amin’ny faritany Toamasina, Rasolondraibe Jean-Jacques, ary natao tao Read more…