CFM - Madagasikara

Mois : décembre 2019


Atrikasa CFM Ambovombe. Lohahevitra: « Fihavanana sy ny Fandriampahalemana« . tao amin’ny lapan’ny paroasy sacre coeur. nisy vaomiera 02 nandinika ny vahaolana momba ny fandriampahalemana sy ny vahaolana isorohana ny tsy fandriampahalemana.


Commune Andriambilany, District Ambatolampy, Faritra Vakinakaratra (12.12.2019) Colloque national nokarakarain’ny CFM. Nosafidina manokana ity Kominina ity noho ny fiarahamonina ao tena hafa mihintsy izay mbola tena mitana ny fifanajana sy ny fihavanana (Une commune modèle dans la citoyenneté). Mpandray anjara : Read more…


Ouverture de la quatrième session du Comité du Fampihavanana Malagasy ce 02 décembre au 23 décembre 2019.