CFM - Madagasikara

Mois : novembre 2019


FANAMBARAN’NY FILOHAN’NY CFM AMIN’IZAO ANKATOKY NY FIFIDIANANA BEN’NY TANANA IZAO Talata, 26.11.2019   Ry malagasy mpiray tanindrazana, amin’izao ankatokin’ny fifidianana Ben’ny Tanana sy filan-kevitry ny tanana izao dia hafaliana ho anay ato amin’ny CFM ny misaotra antsika mpiray tanin-drazana ndeha hanefa Read more…


Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Afaka fotoana fohy isika dia hiatrika ny fifidianana Ben’ny Tanàna sy mpanolo-tsaina ny tanana, fifidianana ho marikin’ny demokratia sy ny fitsinjaram-pahefana, koa manentana antsika mpiray tanindrazana rehetra hanefa ny adidintsika amin’izany fotoan-dehibe izany. Manaraka izany tsy Read more…