CFM - Madagasikara

ATRIK’ASA NATAON’NY CFM TAO AMBOVOMBE NY 16/12/2019

Atrikasa CFM Ambovombe.

Lohahevitra: « Fihavanana sy ny Fandriampahalemana« . tao amin’ny lapan’ny paroasy sacre coeur. nisy vaomiera 02 nandinika ny vahaolana momba ny fandriampahalemana sy ny vahaolana isorohana ny tsy fandriampahalemana.