CFM - Madagasikara

Jour : 18 décembre 2019


Atrikasa CFM Ambovombe. Lohahevitra: « Fihavanana sy ny Fandriampahalemana« . tao amin’ny lapan’ny paroasy sacre coeur. nisy vaomiera 02 nandinika ny vahaolana momba ny fandriampahalemana sy ny vahaolana isorohana ny tsy fandriampahalemana.