Auteur/autrice : Administrateur


15.06.2020 FAMELABELARAN-KEVITRY NY DOCTEUR JEAN CLAUDE RATSIMIVONY, FILOHA TALE JENERALY NY GROUPE JCR, TEO ANOLOAN’NY FIVORIAMBE NY CFM   Fihaonana ara-pirahalahina tanteraka no nifanaovana taminizao famelabelaran-kevitra izao, mikasika ny fiarovona amin’ny fihanaky ny COVID-19. Famaliana ny antso izay nataon’ny Filoham-pirenena Read more…


Miantso fitoniana sy filaminana manoloana ny fahataongavan’ny valanaretina CORONAVIRUS. tsy tokony handairan’ny tsaho koa ny rehetra fa hanaraka ny toromarika avy @ fitondram-panjakana sy ny ministeran’ny fahasalamana, hoy ny filohan’ny CFM MAKA Alphonse. androany 21 03 20


Ny lanonam-panokafana dia natao androany 02.03.2020 tamin’ny 10 ora tao amin’ny siège du CFM Ampefiloha, ary notarihin’ny filohany MAKA Alphonse.   Nanoritra ny filoha MAKA Alphonse fa, « amin’ity taona 2020 dia manana vinan’asa 6 lehibe ny CFM : Fanatsarana ny fampiharana Read more…


Lundi 02-03-2020 – PREMIERE ASSEMBLEE GENERALE DU CFM POUR L’ANNEE 2020. Les 33 membres du Conseil du Fampihavanana malagasy se réuniront en assemblée générale à partir de lundi 02.03.2020 et ce, pour une durée de 01 mois. La Cérémonie d’ouverture, Read more…


Fianarantsoa, Alakamisy 20/02/2020 (Lapan’ny Faritany Andohanantady) « SEHATRA IFAMPIRESAHANA ato amin’ny FARITANY FIANARANTSOA » (SIFF) Olona nanatrika : Solontenan’ny Fiadidiana ny Repoblika Filohan’ny CFM Governoran’ny Faritany Fianarantsoa Ny Préfets rehetra tao amin’ny Faritany Fianarantsoa Ireo Députés avy ato amin’ny Faritany Fianarantsoa sy Maires Read more…


Sehatra Ifampiresahana ato amin’ny Faritany Fianarantsoa (SIFF)


Université rurale de l’Océan indien et notion de Partage Suite à la participation de la délégation du CFM (conduite par son président, Alphonse Maka et le Professeur Jean Eugène Mangalaza, accompagné du président de l’Université de Toamasina), à la 9e Read more…


Fihaonan’ny CFM sy ireo Ben’ny Tanàna lany teto Analamanga   Ny Alarobia 29.01.2020 ny CFM, tarihin’ny Filohany MAKA Alhonse sy ireo mpikambana maromaro ao aminy dia nihaona tamin’ireo Ben’ny Tanana lany teto amin’ny Faritra Analamanga. Fotoana nampatsiahivana ny adidy miandry Read more…


Reboisement du 19.01.2020, Firarazana-Ankazobe Sous l’égide du Président de la République, Andry Rajoelina, l’ouverture de la campagne nationale de reboisement, a eu lieu hier à Firarazana, district d’Ankazobe. Plusieurs personnalités ont assisté à ce lancement, entre autres le président du Read more…

janvier 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  

Visiteurs

0175665
Visit Today : 201
This Month : 2808
Total Visit : 175665
Who's Online : 1