Auteur/autrice : Administrateur


FIHAONANA CFM – FEDEP (Fédération des ex-détenus politiques)   Ny zoma (023.10.2020) teo no noraisin’ny CFM, ireo mpikambana ao amin’ny FEDEP izay notarihin’ny Filohany. Ny andaniny avy amin’ny CFM dia notarihin’ny Filohany, MAKA Alphonse, ny filoha lefitra avy an’ny Toamasina, Read more…


Ny andron’ny Alarobia 30 septembre 2020, ny solontenan’ireo mpiasa sy mpandraharaha ao amin’ny Triple A, orin’asa nakaton’ny Fanjakana vonjimaika noho ny tsy fandoavan-ketra dia noraisina tao amin’ny CFM izay vonona lalandava hihaino ny fitarainan’ireo mahatsiaro ho niharam-boina tamin’ny krizy 2009. Read more…


FITILIANA FAOBE PCR TETO AMIN’NY CFM (Alakamisy 10.09.2020) CFM : Test au coronavirus Ny mpikambana rehetra ato amin’ny CFM (birao maharitra sy Mpanolotsaina) ary ny mpiasa rehetra eto anivon’ny Sekretera mpanatanteraka sy ny Kabinetra, dia nanatanteraka fitiliana faobe na test Read more…


le conseil a remis 6 200 000 AR de don au Centre de Commandement Opérationnel (CCO) Ivato. cette donation résulte de la contribution des membres du CFM a réitéré son appel à la solidarité afin de mieux combatre cette pandémie.


Les thèmes abordés, lors de cette session, citons, entre autres, la poursuite des études des dossiers portant sur la réparation ou l’indemnisation des victimes de toutes les situations conflictuelles historiques et contemporaines, les rapports émanant des régions, la discorde concernant Read more…

janvier 2026
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  

Visiteurs

0175552
Visit Today : 88
This Month : 2695
Total Visit : 175552
Who's Online : 2