Ny andron’ny Alarobia 30 septembre 2020, ny solontenan’ireo mpiasa sy mpandraharaha ao amin’ny Triple A, orin’asa nakaton’ny Fanjakana vonjimaika noho ny tsy fandoavan-ketra dia noraisina tao amin’ny CFM izay vonona lalandava hihaino ny fitarainan’ireo mahatsiaro ho niharam-boina tamin’ny krizy 2009. Read more…
Catégorie : Uncategorized
FITILIANA FAOBE PCR TETO AMIN’NY CFM (Alakamisy 10.09.2020) CFM : Test au coronavirus Ny mpikambana rehetra ato amin’ny CFM (birao maharitra sy Mpanolotsaina) ary ny mpiasa rehetra eto anivon’ny Sekretera mpanatanteraka sy ny Kabinetra, dia nanatanteraka fitiliana faobe na test Read more…
Fidinana ifotony tany Mahajanga(9 Septembra hatramin’ny 19 septembre 2019)
le conseil a remis 6 200 000 AR de don au Centre de Commandement Opérationnel (CCO) Ivato. cette donation résulte de la contribution des membres du CFM a réitéré son appel à la solidarité afin de mieux combatre cette pandémie.
Les thèmes abordés, lors de cette session, citons, entre autres, la poursuite des études des dossiers portant sur la réparation ou l’indemnisation des victimes de toutes les situations conflictuelles historiques et contemporaines, les rapports émanant des régions, la discorde concernant Read more…
15.06.2020 FAMELABELARAN-KEVITRY NY DOCTEUR JEAN CLAUDE RATSIMIVONY, FILOHA TALE JENERALY NY GROUPE JCR, TEO ANOLOAN’NY FIVORIAMBE NY CFM Fihaonana ara-pirahalahina tanteraka no nifanaovana taminizao famelabelaran-kevitra izao, mikasika ny fiarovona amin’ny fihanaky ny COVID-19. Famaliana ny antso izay nataon’ny Filoham-pirenena Read more…








Visit Today : 58
This Month : 2392
Total Visit : 175249
Who's Online : 2