CFM (24.12.2021) Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra 2021, ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse sy ireo Mpikambana ao aminy ary ireo mpiara-miasa rehetra dia nifampizara nofon-kena mitam-pihavanana. Tsy nisy diso anjara ny rehetra fa samy nandray ampifaliana sy tao anatin’ny lalantsaina « Fihavanana » Read more…






Visit Today : 403
This Month : 2043
Total Visit : 174900
Who's Online : 2