CFM - Madagasikara

Mois : décembre 2021


Ny solontenan’ny Vondrona mpanohitra (Groupe PANORAMA) ahitana ireo antoko mpanohitra maromaro dia tonga nihaona tamin’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse, ny Filoha lefitra avy any Toamasina, ny Jeneraly Jean-Jacques Rasolondraibe, sy ireo mpiara-miasa aminy. Nitondra fehinkevitr’izy ireo momba ny fanatsarana ny Read more…