CFM - Madagasikara

Jour : 1 février 2021


FAMBOLEN-KAZO (29.01.2021) Ho fitondrana ny anjarabiriky amin’ny firenena, dia nanatanteraka hetsika fambolen-kazo ny mpiara-miasa ato amin’ny CFM na Komitin’ny Fampihavanana Malagasy, ny zoma faha-29 janoary 2021 lasa teo. Ny fotoana dia notarihin’ny Filohany, Alphonse Maka, notronin’ireo mpikambana amin’ny birao maharitra Read more…