CFM - Madagasikara

Jour : 23 mars 2020


Miantso fitoniana sy filaminana manoloana ny fahataongavan’ny valanaretina CORONAVIRUS. tsy tokony handairan’ny tsaho koa ny rehetra fa hanaraka ny toromarika avy @ fitondram-panjakana sy ny ministeran’ny fahasalamana, hoy ny filohan’ny CFM MAKA Alphonse. androany 21 03 20