CFM - Madagasikara

Auteur : FIACRE Sacha


Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Afaka fotoana fohy isika dia hiatrika ny fifidianana Ben’ny Tanàna sy mpanolo-tsaina ny tanana, fifidianana ho marikin’ny demokratia sy ny fitsinjaram-pahefana, koa manentana antsika mpiray tanindrazana rehetra hanefa ny adidintsika amin’izany fotoan-dehibe izany. Manaraka izany tsy Read more…


FIHAONANA AMIN’NY TANORA TEO ANIVONY KIADY MADAGASIKARA. Lasy Kiady Madagasikara faha-85 tao Ambanja. Nohararaotin’ny « KOMITY NY FAMPIHAVANANA MALAGASY » ity fihaonamben’ny Tanora ity mba hitafana amin’izy ireo momba ny asa fampihavanana ataony. Nisy ny kabary nifandimbiasan’ny solontenam-panjakana tany an-toerana, nandritra ny Read more…


Copy of FAMINTINANANY FIDINANA IFOTONY CFM TANY AMIN NY FARITRY MAHAJANGA (9 Septembra  hatramin’ny 19 septembre 2019) FAMINTINANA Ho tohin’ny dingana arahina mba  hanoratana ny « Fihavanana » ho vakoka ara-kolontsaina tsy hita maso an’ny Zanakolombelona (PCIM) eo anivon’ny UNESCO dia nanao Read more…


Un Responsable du Centre for Civil and Political Rights (CCPR), une Inistution qui se charger de l’application du droit de l’homme dont le siège est à Génève, Patrick Mutzenberg est sur le sol malgache pour un entretien avec la partie Read more…


  La Cérémonie de présentation du rapport d’activités et recommandations du CFM a eu lieu ce jour (26.07.2019) au siège du CFM à Ampefiloha. Sous l’égide de son président, MAKA Alphonse, cet événement capital pour cet organe constitutionnel a vu Read more…