CFM - Madagasikara

LAHADINIKA MANDRITRA NY FIVORIAMBE ARA-POTOANA FAHA TELO 2021

Talata 21 septambra 2021

10 ora

  • Fanokafana ny Fivoriambe amin’ny fomba ofisialy
  • Famolavolana ny Lahadinika ataon’ny Birao Maharitra sy ireo Filoham-baomiera (Conférence des Présidents), miainga avy amin’ny volavolan–dahadinika atolotry ny Sekretera Mpanatanteraka

 

Alarobia 22 septambra 2021

09 ora

  • Fanolorana sy fandaniana ny Lahadinika
  • Tatitra samihafa ialohavan’ny teny fampidirana ataon’Andriamatoa Filoha
  • Tatitra mikasika ireo Sahan’asa lehibe (Grands Chantiers)
  • Tatitra ataon’ny Mpikambana tsirairay isaky ny Faritra, mikasika ny fanatanterahana ny toromarika (directives) nalefa tamin’izy ireo, ary ireo asa samihafa natao tany ifotony, nandritra ny telovolana farany (jolay-aogositra-septambra)

 

Alakamisy 23 septambra 2021

09 ora: Tohin’ny Tatitra ataon’ny Mpikambana

 

Zoma 24 septambra 2021

09 ora: Asam-baomiera

Alatsinainy 27 septambra 2021

09 ora: Tohin’ny asam-baomiera

Talata 28 septambra 2021

09 ora : Fanapahan-kevitra amin’ny asam-baomiera

Alarobia  29 septambra 2021

  • ora :
  • Tatitra ataon’ny Sekretaria Mpanatanteraka
  • Raharaha “Toliara”

Alakamisy  30 septambra 2021

09 ora : Dinika ho fisorohana izay mety ho disadisa amin’ny fifidianana ho avy (fanasana vahiny iray)

Zoma  1er oktobra 2021

09 ora :  Dinika ho fisorohana izay mety ho disadisa amin’ny fifidianana ho avy (fanasana vahiny iray hafa)

Alatsinainy  04 oktobra 2021

09 ora :  “Team-building”

 

Talata 05 oktobra 2021

09 ora :  Tohin’ny “Team building”

 

Alarobia 06 oktobra 2021

09 ora: Tohin’ny “Team building”

 

Alakamisy 07 oktobra 2021

  • ora
  • Fanapahan-kevitra mikasika ny Paika ho fampiharana ny vokatra azo avy amin’ny “Team building”
  • Samihafa

Zoma 08 oktobra 2021

10 ora : Lanonana famaranana