CFM - Madagasikara

Jour : 1 mars 2021


Fanokafana ny 1ère Assemblée générale ny CFM ho amin’ity taona 2021 ity. Assemblée générale izay didian’ny lalana 2016-0137  hatao isan-telo volana. Nifantoka amin’ny ampahany betsaka amin’ny toe-draharaham-pirenena ara-politika anketriny ny kabarin’ny filohan’ny CFM, MAKA Alphonse, raha nanokatra ny fotoana izy Read more…