CFM - Madagasikara

Mois : mars 2020


Miantso fitoniana sy filaminana manoloana ny fahataongavan’ny valanaretina CORONAVIRUS. tsy tokony handairan’ny tsaho koa ny rehetra fa hanaraka ny toromarika avy @ fitondram-panjakana sy ny ministeran’ny fahasalamana, hoy ny filohan’ny CFM MAKA Alphonse. androany 21 03 20


Ny lanonam-panokafana dia natao androany 02.03.2020 tamin’ny 10 ora tao amin’ny siège du CFM Ampefiloha, ary notarihin’ny filohany MAKA Alphonse.   Nanoritra ny filoha MAKA Alphonse fa, « amin’ity taona 2020 dia manana vinan’asa 6 lehibe ny CFM : Fanatsarana ny fampiharana Read more…